Tondra-drano
From Wikipedia, the free encyclopedia
Misy ny tondra-drano rehefa be loatra ny tosaky ny renirano iray, rehefa ambony loatra ny tosaky ny rano, manafotra ny tany manodidona azy ilay renirano. Mety misy koa ny tondra-drano rehefa betsaka ny fisosan'ny[1] tany ambolena, noho izany dia lasa ranom-potaka no manondraka ny tany manodidona.
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
Araka ny SIWI, ho an'ny periody 1996-2005, ara-toetrandro sy hidirôlika ny 80 isan-jaton'ny loza voajanahary.