Renirano
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny renirano dia lakandrano voajanahary nohadian' ny ranomamy. Ny toerana ipoiran' ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy.