Friedrich Wilhelm von Reden
From Wikipedia, the free encyclopedia
Friedrich Wilhelm von Reden dia injeniera, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 23 Martsa 1752 ary maty ny 3 Jolay 1815. Tamin’ny 1779, i Friedrich von Rehden dia lasa talen’ny Biraon’ny Fanjakana momba ny harena an-kibon’ny tany, any Wroclaw ny foibeny.[1]
Friedrich Wilhelm von Reden | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Friedrich Wilhelm von Reden | ||
Teraka | 23 Martsa 1752 | ||
Maty | 3 Jolay 1815 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Alemaina | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||