Aostralia
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Aostralia, izay mitondra ihany koa ny anarana hoe Commonwealth an' i Aostralia (amin' ny teny anglisy Commonwealth of Australia) dia firenena ao amin' ny ila-bolantany atsimo. Ao Ôseania, i Aostralia no firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao amin' ny Commonwealth an' i Aostralia dia ahitana an' i Tasmania ary nosy hafa maro ao amin' ny Ranomasimbe Atsimo sy ny Ranomasimbe Pasifika ary ny Ranomasimbe Indianina. Ny firenena manodidona azy dia i Indônezia sy i Timor Atsinanana, ary i Papoazia-Ginea-Vaovao any avaratra, i Nouvelle-Calédonie any avaratra-atsinanana, Zelandy Vaovao any atsimo-atsinanana ary ny Tany frantsain' ny nosy Kerguelen any andrefan' ny nosy aostraliana Heard ary McDonald.
Mbola ambangovangony amin'ny resaka firenena ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Commonwealth of Australia | |||||
{{ {{{langue}}} }} | |||||
Commonwealth an'i Aostralia ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Advance Australia Fair. | |||||
Teny ofisialy | fiteny anglisy | ||||
Renivohitra | Canberra 35°15′S 149°08′E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Sydney | ||||
Fitondrana sy governemanta - {{{titres_dirigeants}}} |
Fanjakana ara-dalampanorenana {{{noms_dirigeants}}} | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 6 7 686 850 km² 1 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2011) - hakitroka |
faha 54 22 607 571[1] mpo. 2,6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Aostralianina, Aostraliana | ||||
IDH (2010) | (mitombo) 0,937[2] (avo) faharpa | ||||
Sandam-bola | Dollar aostralianina (AUD ) | ||||
Faritr'ora | UTC +8 hatramin'i +11½ | ||||
Hiram-pirenena | Advance Australia Fair | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+61 |