Ôrtôdôksa
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny teny hoe ôrtôdôksa dia ampiasaina hanondroana fireham-pivavahana heverin' ny mpomba azy fa manaraka ny tena izy. Ao amin' ny fivavahana kristiana dia anisan' ireo fiangonana tatsinanana ny fiangonana ôrtôdôksa izay misampana maro. Ao amin' ny fivavahan-drazan' ny Jiosy dia ahitana ny jodaisma ôrtôdôksa.