VovobonyFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny vovobony, ao amin' ny zavamaniry misy voany, dia ny vondro-tsinga lahy vokarin' ny vony: zavatra bitika izy ireo (20 hatramin' ny 55 μm ny savaivony amin' ny ankapobeny), miendrika atody, mipetaka eny amin' ny tendron’ ny lahimbony.Vovobony avy amin' ny zavamaniry isankarazany
Ny vovobony, ao amin' ny zavamaniry misy voany, dia ny vondro-tsinga lahy vokarin' ny vony: zavatra bitika izy ireo (20 hatramin' ny 55 μm ny savaivony amin' ny ankapobeny), miendrika atody, mipetaka eny amin' ny tendron’ ny lahimbony.Vovobony avy amin' ny zavamaniry isankarazany