Vola
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny vola dia vita amin' ny taratasy na metaly atontan' ny fanjakana, ary manan-kery ao amin' io tany io mba ho sandan' ny entana vidiana. Ny fanjakan' ny firenena tsirairay avy dia manamarika ny volany amin' ny sary sy soratra mba hampiavaka azy ireo. Manana ny anjara toerany lehibe eo amin' ny firenena iray ny vola.