Tantaran' i Roanda
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tantaran' i Roanda dia voamariky ny fisian' ny fanjakana maro madinidinika izay samy nahitana ny foko Hoto sy Totsy ary Toà, fahatongavan' ny Eorôpeana, fanjanahan-tany (ny Alemàna no voalohany, ny Belza no nanaraka), fahaleovan-tena, ny ady an-trano teo amin' ny Totsy sy ny Hoto izay niteraka ny fifandripahana, ny fifampitsabahana amin' ny raharahan' ny firenena mpifanolo-bodirindrina, ary ny fampihavanam-pirenena sy ny fizoran' i Roanda mankany amin' ny demôkrasia.