Tantaran' i Oganda
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tantaran' i Oganda dia voamariky ny fisian' ny fanjakana efatra tany aloha, ny fahatongavan' ny Eorôpeana, ny fanjanahan-tany britanika, ny fahaleovan-tena, ny fanoganam-panjakana, ny fifampitsabahana amin' ny raharahan' ny firenena mpifanolo-bodirindrina, ary ny fahasarotana amin' ny fizorana mankany amin' ny demôkrasia.