San Jose, California
From Wikipedia, the free encyclopedia
San Jose ( API [ˌsænhoʊˈzeɪ] ) dia tanàna any andrefan'i Etazonia. Any atsimon'ny helodrano ny San Francisco, any Kalifornia.
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
Mbola ambangovangony amin'ny resaka etazonia sy resaka kalifornia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
San Jose, California | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 929 936 mpo. mponina | |
Tanànan-dehibe | 1 810 560 mpo. | |
Ben'ny tanàna | Chuck Reed | |
Firenena | Etazonia | |
Faritany | Kalifornia | |
Faritra | NC |
Faha telo amin'ny tanànan-dehibe ny Kalifornia ny tanànan'ny San Jose, ary izy ny renivohitr'i kaontia ny Santa Clara. Izy no tanàna ngeza indrindra amin'ny tanànan-dehiben'i San Francisco ary renivohitr'i Silicon Valley.