Zelandy Vaovao
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Zelandy Vaovao dia firenena ao Ôseania. Io firenena io dia tambanosy ahitana nosy roa lehibe (Nosy Avaratra sy ny Nosy Atsimo) ary koa nosy madinika maromaro. Izy io dia voalahatra ho firenena faha-8 finaritra indrindra eto amin' izao tontolo izao. Ny renivohiny dia iWellington. Ny fiteny anglisy sy ny fiteny maôry no fiteny ofisialy. Mety ho soratana hoe Novely Zelandy izy; amin' ny teny anglisy: New Zealand, amin' ny teny maôry Aotearoa.
New Zealand ((en)) | |||||
Aotearoa mi | |||||
Novely Zelandy Zelandy Vao ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : « God Defend New Zealand »[1] | |||||
Teny ofisialy | fiteny anglisy fiteny maori | ||||
Renivohitra | Wellington 41°17′S 174°27′E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Auckland | ||||
Fitondrana sy governemanta - {{{titres_dirigeants}}} |
Fanjakana entim-panjaka {{{noms_dirigeants}}} | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 74 268 680 km² 1,6 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2013) - hakitroka |
faha 120 4 470 800[2] mpo. 16.6 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Neozelandey | ||||
IDH (2012) | (mitombo) 0,907[3] (ambony be) faha-6 | ||||
Sandam-bola | dôlara neozelandey (NZD ) | ||||
Faritr'ora | UTC + 12 (fahavaratra + 13) | ||||
Hiram-pirenena | ''Ho arovan'Andriamanitr anie i Novely Zelandy | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+64 |