Marie Curie
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Marie Curie teraka tamin'ny anarana Maria Salomea Skłodowska herbu Dołęga ny 7 Novambra 1867 tany Varsôvia, Polonia ankehitriny ary maty ny 4 Jolay 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i Sancellemoz tao Massy, Haute-Savoie, Frantsa, dia mpanao fizika ary mpanao simia poloney, izay nivadika ho frantsay. Loka Nobel ao 1903 ary 1911.
Marie Curie | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Marie Curie | ||
Teraka | 7 Novambra 1867 | ||
Maty | 4 Jolay 1934 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Polonia, Frantsa | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||