Laurent-Désiré Kabila
Filoha fahatelon'ny Repoblika Demokratikan'i Congo / From Wikipedia, the free encyclopedia
I Laurent-Désiré Kabila dia filoham-pirenen' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô teo anelanelan' ny taona 1997 sy 2001, izay teraka tao Moba ao amin' ny tapany avaratr' i Katanga (Kôngô belza taloha) tamin' ny taona 1939 ary maty tamin' ny 2001. Nanambara ny tenany ho filoham-pirenena izy tamin' ny taona 1997 taorian' ny fanonganany an' i Mobutu.