Jakôba zanak' i Zebedeo
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Jakôba zanak' i Zebedeo na Jakôba zanak' i Zebedio na Jakôba zanak' i Zebede na Jakôba Zokiny dia iray amin' ny mpianatr' i Jesoa roa ambin' ny folo lahy. Jiosy avy any Galilea (na Galilia) izy. Rahalahiny i Joany apôstôly.