Gregôriôsy avy any Nazianzôsy
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Gregôriôsy avy any Nazianzôsy na Gregôrio avy any Nazianzo dia pôeta tao amin' ny Empira Bizantina teraka tamin' ny taona 329 ary maty tamin' ny 25 Janoary 389. Rain' ny Fiangonana sy teôlôjianan' ny Trinite niady tamin' ny arianisma. Izy sy i Atanasio sy i Basiliosy sy i Joany Krisôstômo ary i Gregôriôsy avy any Naziansôsy dia mpampianatra finoana tao amin' ny Eglizy.
Gregôriôsy avy any Nazianzôsy | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Gregôriôsy avy any Nazianzôsy | ||
Teraka | taona 329 | ||
Maty | 25 Janoary 389 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Empira Bizantina | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||