Gdańsk
From Wikipedia, the free encyclopedia
54.3475°N 18.645278°E / 54.3475; 18.645278
Gdańsk
| |||
Velarantany | 261,96 km2 | ||
Isam-ponina | 464 293 mponina | ||
Tanànan-dehibe | 1 080 700 mponina | ||
Ben'ny tanàna | Paweł Adamowicz | ||
Firenena | Poland (Polonia) | ||
Faritany | Voïvodie Pomerania | ||
Faritra | NC |
I Gdańsk (Alemainai: Danzig) dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Voïvodie Pomerania (fiteny poloney: Województwo pomorskie) ny Polonia. Manana mponina miisa 464 293 mponina. Ny tanàna de Gdańsk manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika.