Farihy Mono
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny farihy Mono dia farihy masira ao amin'ny tanimatin'ny Sierra Nevada any Kalifornia, 13 km any atsinanan'ny valan' Yosemite, eo akaikin'ny tanànan'ny Lee Vining. Lazaina fa ekôsistema mendrika azy izy ary mamoka-javatra.