Empira Voalohany tao Ejipta tamin' ny Andro Taloha
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Empira Voalohany tao Ejipta tamin' ny Andro Taloha dia fanjakana lehibe izay nisy nanomboka tamin’ ny taona 2649 tal. J.K. ka niafara tamin’ ny taona 2152 tal. J.K. ary nahitana dinastia miisa efatra: ny dinastia fahatelo hatramin’ ny fahenina. Izy no nandimby ny vanimpotoan' ireo mpanjaka madinika tao Ejipta.