Clotaire II
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Clotaire II, tenenina hoe Tanora (amin'ny fiteny frantsay Le Jeune), teraka tamin'ny lohataonan'ny taona 584 ary maty tamin'ny 18 Oktobra 629, dia mpanjakan'i Neostria (Neustrie) tamin'ny 584 hatramin'ny 613 ary mpanjakan'ny Franca tamin'ny 613 hatramin'ny 629, teo aorian'ny fandresen'i Aostrazia. Zanak'i Chilpéric I sy i Fregonde, mpanjakan'i Neostria izy.