Barselona
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Barselona dia tanàna any Espaina, Izy no renivohitra ny Katalonia. Izy koa ny renivohitra ny faritan'ny Barselona, sady renivohitra ara-tantara sy ekonomika ny Katalonia koa izy.
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
Barselona
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 1,605,602 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 1,605,602 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Xavier Trias | ||
Firenena | NC | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |